Sport

Orange Pro-League Malagasy andro faha-13 Anio zoma dia efa hisy lalao hotanterahina


  • Zoma 21 Febroary 2020

Hiditra amin’ny andro faha-13 sahady ny fifaninanana baolina kitra Orange Pro-League Malagasy amin’ity faran’ny herinandro hitsahana ity ka anio zoma 21 febroary 2020

 

 

 

 dia efa hisy ny lalao hotontosaina any amin’ny kianja maoderina Ampasambazaha Fianarantsoa. Lalao 2 kosa no hatao  eny amin’ny kianja Complexe Vontovorona sy any amin’ny kianja maoderina any Fianarantsoa rahampitso sabotsy 22 febroary 2020. Lalao miisa 3 indray no hotanterahina amin’ny alahady ho avy izao.

Fandaharan-dalao rehetra :

Zoma 21 febroary 2020

14:30-3Fb Toliara # Cosfa Miaramila (kianja maoderina Ampasambazaha Fianarantsoa)

Sabotsy 22 febroary2020

-14:30-Ajesaia # Tia Kitra Fc (kianja Complexe Vontovorona)

-14:30-Fca Ilakaka # Fosa Juniors (kianja maoderina Ampasambazaha Fianarantsoa)

Alahady 23 febroary 2020

14:30-Cnaps Sport # Zanakala Fc (Kianja Complexe Vontovorona)

14:30-Club M # As Jet Mada (kianja Barikadimy Toamasina)

14:30-Elgeco Plus # As Adema (kianja Elgeco Stadium By Pass Ambohijanaka)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT