Sport

YMCA MADAGASCAR Namoaka ny andiany faha-5 amin’ny fiofanana S2C


  • Zoma 21 Febroary 2020

Notanterahina tao amin'ny Le Pavé Antaninarenina ny famoahana ny andiany fahadimy “COHORT 5” ny amin'ny

 

 

 

fiofanana Subject to Citizen (S2C) izay nokarakarain’ny fikambanana YMCA Madagascar. Tanora miisa 29 mianadahy no nahavita ny fiofanana izay natao nandritra ny 10 volana. Ny fiofanana S2C dia mamolavola ny tanora ho “Citizen", izany hoe tanora modely, mahatoky tena, manana vina ary mandray andraikitra eo anivon'ny fiarahamonina misy azy.
Tonga nanome voninahitra ny lanonam-pizarana mari-pankasitrahana ny Tale jeneraly misahana ny tanora izay nisolotena an'Andriamatoa minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT