• Talata 05 Mey 2020
Sport.Fianakaviamben'ny FMF Nisitraka fanampiana avy amin’ny FIFA

Taorian’ny nanolorany nivantana fanampiana ho an’ny ady amin’ny tsimokaretina Covid-19 teny amin’ny CCO covid-19 teny Ivato tamin’ny alakamisy 30 aprily 2020 lasa teo avy amin’ny tohan’ny FIFA sy CAF

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Sport.World Rugby Lany ho filoha indray i Bill Beaumont

Lany ho filohan’ny world rugby fanindroany indray, tamin’ny sabotsy 02 mey 2020 teo, ilay teratany Angilisy Bill Beaumont 68 taoana rehefa nandresy an’ilay Argentin, Augustin Pichot (45 taona),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Sport.Ady amin’ny covid-19 Nitondra ny anjara birikiny ny FMF

Satria ny fotoan-tsarotra lalovana toy izao no tena ilàna firaisankina dia nisy delegasiona teo anivon'ny FMF “Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Sport.Rugby Malagasy Nikarakara fampiofanana tany Betsiboka

Na dia mbola eo aza ny fahamehana ara-pahasalamana mianjady eto amintsika dia tsy nahasakana ny Malagasy Rugby izany nanomezana fiofanana an’ireo mpitsara rugby Malagasy ka tany amin’ny ligin’ny rugby à XV any Betsiboka no

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Sport.Jeremy Morel Tsy mbola mieritreritra ny ho retirety

Mamarana ny fifanarahany ao amin’ny klioba frantsay, Stade Rennais, amin’ity volana may ity ankehitriny, ny vodilaharana afovoany malagasy, Jeremy Morel.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Sport.Basikety Baolina Malagasy Nodimandry i Eric Dolin

Misaona ny klioban’i Phoenix sy ny ligin’ny basikety any Vakinankatra ary ny tontolon’ny basikety baolina Malagasy amin’ny ankapobeny noho ny

Hamaky ny tohiny
FTT