Sport

Ady amin’ny covid-19 Nitondra ny anjara birikiny ny FMF


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Satria ny fotoan-tsarotra lalovana toy izao no tena ilàna firaisankina dia nisy delegasiona teo anivon'ny FMF “Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra”

 

 

 nitondra ny anjara birikiny amin'ny ady atao amin'ny corona virus, teny amin'ny Centre opérationnel de commandement Covid19 Ivato, mba ho fanohanana ny ezaka rehetra efa natao tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. “Kits de prévention IMRA », « gels désinfectants », « eau de javel », « gants », « masque » ary « Produits de Première Nécessité » (vary, menaka, siramamy) an'arivony no natolotra ho tsinjarain'ny tompon'andraikitra tamin'izany. Tsy diso anjara ihany koa ny mpiantsehatry ny baolina kitra satria dia mitohy amin'ny fizarana fanampiana hoan'ny fianakaviam-ben'ny FMF eto Madagasikara ny hetsika amin'izao fotoana izao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT