Sport

World Rugby Lany ho filoha indray i Bill Beaumont


  • Talata 05 Mey 2020

Lany ho filohan’ny world rugby fanindroany indray, tamin’ny sabotsy 02 mey 2020 teo, ilay teratany Angilisy Bill Beaumont 68 taoana rehefa nandresy an’ilay Argentin, Augustin Pichot (45 taona),

 

 

 

 

 

 nifanandrina taminy teo amin’ny fifidianana natao tamin’ny alalan’ny latsabato elektronika nanomboka tamin’ny 26 aprily 2020 lasa teo alakamisy noho ny fihanaky ny tsimokatina coronavirus maneran-tany. Vato 28 no azony raha 23 kosa no lasan’ny mpifanandrina taminy tamin’izany. Hisaorako manokana ireo mpiara-miasa tamiko rehetra tao amin’ny komity foibe sy tany amin’ny « régions » ary ny fianakaviambe iraisam-pirenen’ny rugby sy ny fianakaviako tamin’ny fanohanana feno nataon’izy ireo tamiko, hoy Atoa Bill Beaumont. Toy izao ny firafitry ny “Comité exécutif de World Rugby” vaovao hiaraka amin’ity filoha ity indray : Bill Beaumont (président), Bernard Laporte (vice-président), Brett Gosper (directeur général), Angela Ruggiero (Indépendant), Lord Mervyn Davies (Indépendant), Mark Alexander (South African Rugby Union), Khaled Babbou (Rugby Afrique), Bart Campbell (New Zealand Rugby), Gareth Davies (Welsh Rugby Union), John Jeffrey (Scottish Rugby), Bob Latham (USA Rugby) et Brett Robinson (Rugby Australia).

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT