Sport

Basikety Baolina Malagasy Nodimandry i Eric Dolin


  • Sabotsy 02 Mey 2020

Misaona ny klioban’i Phoenix sy ny ligin’ny basikety any Vakinankatra ary ny tontolon’ny basikety baolina Malagasy amin’ny ankapobeny noho ny

 

fodiamandrin’i Dolin Eric, mpitantana sy mpanazatra an’ity klioban’iray any Vakinankaratra ity izay vao nahazo ny anaram-boninahitra Tompon-dakan’i Madagasikara ho an’ny sokajy U 16 vehivavy tamin’ny taona lasa 2019. Mirary fiononana ho an’ny fianakaviana manontolo sy ny tontolon’ny taranja basikety baolina izahay eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT