- Zoma 24 Aprily 2020
Sport.Yann Davidson Vezo - Baskety Mamporisika ny tanora hiasa mafy hatrany
Anisan’ny mpitsara basikety Malagasy nahazo ny “certification” iraisam-pirenena ahafahana mitsara ny lalao basket 5x5 sy basket 3x3 i Yann Davidson Vezo 31 taona ka avy amin’ny resadresaka nifanaovan’ny MA (Morondava Autrement)
Hamaky ny tohiny