Sport

Rugby Malagasy Nikarakara fampiofanana tany Betsiboka


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Na dia mbola eo aza ny fahamehana ara-pahasalamana mianjady eto amintsika dia tsy nahasakana ny Malagasy Rugby izany nanomezana fiofanana an’ireo mpitsara rugby Malagasy ka tany amin’ny ligin’ny rugby à XV any Betsiboka no

 

 

 

 

nanatanterahana an’izany sary tafiditra tsara ao anaty fepetra takian’ny ady atao amin’ny tsimokaretina covid-19 fa tsy nihoatra ny olona 50 no niatrika an’izany fiofanana izany niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra. Atoa Rakotomamalala Johnson Aimé no nitarika ny fiofanana izay naharitra 3 andro 19,20 ary 21 aprily 2020 lasa teo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT