• Alakamisy 27 Febroary 2020
Sport.Karate Wado-Ryu Hizara traikefa amin’ireo zandriny ny mpikatroka tranainy

Tafahaona ireo mpikatroka tranainy Malagasy eo amin’ny taranja karate style Wado-Ryu toa an-dry sensei Lalajaona, dokotera Alexandre,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Sport.Ady Totohondry Malagasy Tsy mitsahatra mitotongana

Tsy nahazo ny tapakila handehanana hiatrika ny Lalao Olympika 2020 hatao any Tokyo Japon ny taranja ady totohondry Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Sport.Club Firaisana Sab-Nam Hifampiarahaba nahatratra ny taona 2020

Hifampiarahaba amin’ny fahatrarana ny taona 2020 ny Club FSN

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sport.Coupe Arabe U20 2020 Tapitra ny dian’ny Barea

Nifarana omaly alahady 23 febroary tany amin’ny kianja Faisal Bin Fahad any Arabie Saoudite ny dian’ny Barea U20 miatrika ny fifaninanana “Coupe Arabe U 20 2020” eo amin’ny sehatry ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sport.Orange Pro-League andro faha-13 Nomontsanin’ny Jet Mada 9-1 tao an-jaridainany ny Club M

Tanteraka tamin’ny an-tsakany sy an-davany avokoa ireo lalao rehetra tafiditra amin’ny andro faha-13 eo amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sport.Volley-ball - Championnat des Clubs de la Cavb Zône 7 Tompondaka lefitra ny STEF’AUTO sy GNVB

Nifarana tamin’ny sabotsy 22 febroary 2020 tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahanena Mahamasina ny fifaninanana Volley-ball 26e

Hamaky ny tohiny
FTT