Sport

Baolina kitra ny Allemagne Hiverina an-kianja amin’ny 15 mey ny Bundesliga


  • Zoma 08 Mey 2020

Nanapa-kevitra ny DFL « Ligue allemande » fa amin’ny faha-15 mey 2020 ho avy izao no haverina indray ny fifaninanana Bundesliga.

 

 

 

Ora vitsy monja taorianan’ny nanambaran-dRtoa Angela Merkel sy ny governemanta tarihany an’izany fahazoan’ny Bundesliga mamerina ny fifaninanana izany dia efa tafampitan’ny DFL tamin’ireo ekipa « élite » sy D-2 any Allemagne miisa36 io datin’ny 15 mey io. Na dia maniry ny hanemorana herinandro an’izany daty izany aza ny ekipan’i Werder Brême dia fantatra fa manaiky izany avokoa ny ankamaroan’ireo filohana klioba ary tena maniry ny hamerenana haingana ny taom-pilalaovana 2019-2020 avokoa. Amin’ny herinandro ho avy manaraka io dia efa afaka miverina manazatra tenany 100% ireo ekipn’ny Bundesliga rehetra.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT