- Zoma 17 Aprily 2020
Sport.Mpilalaon'ny Makis de Madagascar Nahazo fanampiana ihany koa
Manoloana ny trangan-javatra misy eto amin’ny firenena sy manerana an'izao tontolo izao amin’izao fiparitahan’ny valananaretina COVID-19
Hamaky ny tohinyManoloana ny trangan-javatra misy eto amin’ny firenena sy manerana an'izao tontolo izao amin’izao fiparitahan’ny valananaretina COVID-19
Hamaky ny tohinyNamoaka fampahafantarana omaly ny avy eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra fa misy dingana miisa 7 no ahafahana manaiky ny fiaraha-miasa amin’izay mety ho orinasa hanonta ny fanamiana vaovaon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barea.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny 06 aprily andro maneran-tany ho an'ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana i Madagasikara tamin'ny alalan'ny fanentanan'ny FMBB
Hamaky ny tohinyVoatery naiditra hopitaly teny amin'ny HOMI Soavinandriana tamin'ny sabotsy 4 aprily lasa teo fa tsy nahatsiaro tena noho ny fahatairana be loatra ka nitarika AVC "fahatapahan'ny lalan-dra " teo aminy ny mpanazatra mpanampin'ny BAREA, Raux Auguste.
Hamaky ny tohinyNoho ny tsy fahasalamana tampoka nahazo azy (AVC) dia nampidirina eny amin'ny Hopitaly Soavinandriana i Maitre Raux Auguste, izay mpanazatra mpanampy an'i Nicolas Dupuis nandritra ny CAN 2019.
Hamaky ny tohinyManoloana ny lahatsoratra an-gazety iray nivoaka ny sabotsy teo izay milaza fa miady amin’ny aretina Coronavirus ny vodilaharana eo anivon’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy,
Hamaky ny tohiny