Sport

Malagasy Rugby Mamolavolana ireo tetik'asa ho fameranana ny Rugby


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Nanomboka mamolavola ireo tetik'asa ho fameranana ny hetsika Rugby eto Madagascar ry zareo ao amin’ny Malagasy Rugby ao aorian’ny fiatrehana ny ady amin’ny tsimokaretina coronavirus.

 

 

 

 Nitarika izany ny filohan’ny Malagassy Rugby, Rakotomalala Marcel sy ny Tale teknikan’ny Federasiona, Antsoniandro, nanomboka tamin’ny talata 05 mey 2020 lasa teo ary dia mbola hoentina hifampidinihana eo anivon’ny komity mpitantana an’ity federasiona ity iray manontolo izany. Marihana fa tafiditra ao anatin’izany famolavolana izany ny resaka fandaharam-potoan’ny fifaninanana amin’ny ankapobeny, ny resaka fampiofanana samihafa hatrehana, ny fiverenan’ny fanazaran-tenan’ireo ekipa nasionaly sokajy rehetra sns…

 Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT