Sport

Kianjaben’i Mahamasina Mety tsy ho tratra ny 26 jona


  • Sabotsy 16 Mey 2020

Tombanana hisy fahatarana 1 volana sy tapany eo ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fanavaozana ny kianjaben’i Mahamasina, raha ny fanazavan’ny tompon'andraikitra sady mpanolontsaina manokan’ny filoham-pirenena, Gerard Andriamanohisoa.

 

 

 

 

 Ny fiantraikan’ny fipariahan’ny aretina COVID 19 eto amin’ny firenena no antony, raha ny fanazavana, satria voatery natoka-monina aloha izany ireo tokony hanatontosa ny asany ao anatiny ao. Miezaka ihany anefa izy ireo mamita izay azony atao mba hanenjika izay fahafahana manatontosa ny fetim-pirenena izay. Ireo lalao iraisam-pirenena kosa aloha dia azo antoka fa mbola tsy maintsy hitadiavana toeran-kafa hanatontosana azy. Mety ho ny kianjan’i Barikadimy Toamasina izany. Mety ho kianja hafa koa anefa, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT