Sport

Rugby Malagasy Nanome toromarika an’ireo mpitsabo lavalava ny DTN


  • Talata 19 Mey 2020

Nampivory maimaika an’ireo tompon’adraikitry ny fahasalamana na “commission medicale niveau 2” eo anivon’ny Malagasy Rugby ny DTN “Tale teknika nasioanly” –n’ity rafitra ity, Andrianorosoa Antsoniandro,

 

 

 

tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo nampitana ny foto-kevitra tokony hijoroan’izy ireo amin’ny “performance” takian’ity taranja ity rehefa mby miverina ny fifaninanana rehetra ao aminy. Nohararaotina tamin’izany koa, hoy ity Tale teknika nasionalin’ny Malagasy Rugby ity, ny naka ny hevitr’izy ireo tsirairay avy amin’ny hanatsarana ny lafiny medikaly eo amin’ity sehatry ny baolina lavalava ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT