Sport

Toamasina DTR n'ny baolina kitran’Atsinanana ilay matin’ny coronavirus


  • Talata 19 Mey 2020

Fantatra izao fa DTR tao amin’ny seksion’ny baolina kitran’i Toamasina ilay olona diabetika matin’ny coronavirus tany amin’ny CHU Morafeno Toamasina tamin’ny faran’ny herinandro teo dia i Roger KASAONA,

 

 

 

 

 59 taona ka fantatry ny rehetra tamin’ny fanofanana tanora maro teo amin’ny sehatry ny baolina kitra tao Toamasina. Misaona araka izany ny baolina kitra any Atsinanana sy ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy amin’ny ankapobeny. Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana nilaozany izahay eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT