Sport

Jeremy Morel sy ny FC Lorient Vita ny fifanarahana


  • Alarobia 10 Jona 2020

Ofisialy fa dia miisa 2 izany manomboka izao ny Barea miara-milalao ao amin’ny klioba frantsay divizionina voalohany, ao Lorient ao.

 

 

 

 

Tontosa omaly ny fifanarahana teo amin’ny klioban’ny FC Lorient sy ilay mpilalao malagasy 35 taona, Jeremy Morel. Amin-kafaliana lehibe, hoy izy, no hiverenako hilalao indray eto anivon’ity klioba izay nanabe ahy teo amin’ny tontolon’ny baolina kitra ity. Marihina moa fa tao amin’ny FC Lorient no namolavola azy nialohan’ny nifindrany tamina klioba hafa. Ankehitriny ny tenany dia tafaray amin’ilay vodilaharana malagasy malaza, Thomas Fontaine, izay samy eo anivon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT