- Talata 21 Aprily 2020
Sport.Rugby vehivavy Malagasy Miara-milalao amn'ireo zanany roa i Tikasosa Nirina
Tena hafakely miseho eo amin'ny tontolon'ny rugby Malagasy tokoa ity toe-javatra iray ity.
Hamaky ny tohinyTena hafakely miseho eo amin'ny tontolon'ny rugby Malagasy tokoa ity toe-javatra iray ity.
Hamaky ny tohinyNanome an-kitsim-po i Faneva Ima. Tsy latsa-danja tamin’izany ihany koa ny an’i Adrien Melvin.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fifaranan'ny fiaraha-miasa tamin’ny Garman namokatra ny akanjo sy fitaovana isaloran’ny Barean’i Madagasikara, dia nisy ny antso tolo-barotra
Hamaky ny tohinyManana ny firazanana malagasy ary milalao ao amin’ny klioba Kanadianina divizionina voalohany, Atletico Ottawa, i Michel Djaozandry rehefa nahavita 3 taona tao amin’ny klioban’i St Hubert Club Soccer,
Hamaky ny tohinyEfa salama tsara ary nivoaka ny hopitaly tamin'ny talata lasa teo i MeRaux Auguste.
Hamaky ny tohinyNambaran'Atoa Emili Rousaud filoha lefitry fahiny ao amin'ny ekipan'i Barcelone fa tena maniry hatrany ny hiverenan'i Neymar Jr ao aminy ity ekipa malaza eran-tany ity.
Hamaky ny tohiny