Sport

Ligin’ny baolina kitra - Matsiatra Ambony Nahatsiaro manokana an’ireo andriambavilanitra


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Amin’ny maha-vehivavy mpitantana ny baolina kitra ao amin’ny ligin’i Matsiatra Ambony azy dia tsy nanadino velively an’ireo renim-pianakaviana toa azy ny filohan’ity rafitra ity,

 

 

 

 

 Rtoa Myriame Raby ka niarahaba ny Reny rehetra nahatratra izao fetin'izy ireo ary nankahery azy manokana noho ny adidy mavesatra sahaniny amin’izao fiatrehana ny “confinement” amin’ny ady amin’ny covid-19 izao. Nosinganiny manokana na izany azy ireo renim-pianakavina mpikambana eo anivon'ny LFB HM izay tarihiny sy ireo renim-pianakaviana eny anivon'ny klioba rehetra any Fianarantsoa. Marihana fa efa nisy fotoana nanoloran’ity ligim-paritry ny baolina kitra any Amoron’i Mania ity fanampiana an’ireo sahirana hoenti-miatrika ny covid-19.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT