Sport

Federasiona Malagasin’ny Baolina Kitra Mbola Arizaka Rabekoto Raoul no filoha


  • Alarobia 17 Jona 2020

Na dia mbola tsy miverina amin’ny laoniny aza ny filalaovana sy ny fifaninanana kaontinantaly amin’ny baolina kita aty afrika dia efa samy miketrika ireo klioba sy ekipam-pirenena maro samihafa.

 

 

 

 

Anisan’izany ny Barea an’i Madagasikara ; ny fikarohana mpilalao hanatevin-daharana ny ekipam-pirenena no imasoan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy efa volana vitsivitsy izao.Ireo mpilalao Malagasy any ivelany , no notsirihana, nisy ny efa noresahana.Mbola andrasana kosa anefa ny ho tohiny.Etsy ankilan’izay am-perinasa ihany koa ny federasiona (FMF), na dia eo aza no mety ho olana sy sakana noho izao fahamehana ara-pahasalamana izao.Hatreto araka ny fantatra ihany koa dia mbola i Arizaka Rabekoto Raoul no flohan’ny FMF, tsy mbola nisy ny nisolo vonjimaika ny toerany, tsy mbola nisy ihany koa ny fifidianana vaovao.Ary raha ny fantatra hatreto tsy mbola nilaza ny heviny momba ny raharaha filohan’ny FMF ny FIFA.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT