- Alarobia 01 Jolay 2020
Sport.CAN- Herintaona lasa izay Nandresy an’i Nigeria i Madagasikara
Nitsingerina omaly talata 30 jona ny andro nandresen'ny Barea ny Super Eagles
Hamaky ny tohinyNitsingerina omaly talata 30 jona ny andro nandresen'ny Barea ny Super Eagles
Hamaky ny tohinyEfa ela no nandinihana ny mety ho fipetraky ny fanatanterahana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra andiany manaraka tao anatin’izao ahamehana ara-pahasalamana vokatry ny COVID 19 izao ho an’ny kaonfederasionina afrikanina na CAF.
Hamaky ny tohinyMbola tanora kanefa dia efa manana vokatra tsara teo amin'ny fitantanana ny ekipana basikety amin'ny maha-mpanazatra azy eo amin’ity taranja ity i Mario
Hamaky ny tohinyNanoloatra fanampiana andiany faharoa nahitana vary, paty, ronono, tsaramaso, sira menaka ary siramamy, hiatrehana ny fihiboana, hoan’ireo mpilalao ao amin’ny
Hamaky ny tohinyRakotomamonjy Irintsoa, zazavavy Malagasy 14 taona, dia anisan’ireo ankizy masoivohon’ny hetsika « Football for Friendship ».
Hamaky ny tohinyAraka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia efa vita hatrany amin’ny 50 % any ho any ny fanamboarana ny kianja Rasolonjatovo ao Ambatondrazaka ho lasa kianja manara-penitra.
Hamaky ny tohiny