Sport

Roger Federer Amin’ny 2021 vao hiverina hilalao


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Taorian’ny nandidiana ny lohaliny indray dia nanambara tamin’ny tambazotran-tserasera omaly alarobia 10 jona 2020 ilaympilalao tenisy Soisa kalaza mitana ny laharana faha-4

 

 

 

 eran-tany amin’ny sokajy lehilahy, Roger Federer 31 taona, fa amin’ny taom-pilalaovana 2021 izy vao hiakatra kianja indray. Tamin’ity taom-pilalaovana 2020 ity dia resin’i Novak Djokovic teo amin’ny ¼-dalan’ny Open d’Australie ny lehilahy. Marihana fa vao tamin’ny volana febroary teo izy no nodidiana tamin’io lohaliny havanana io. I Roger Federer no nahavita nitana ny zava-bita tsara indrindra teo amin’ny fifaninanana Grand Chelem eo amin’ny tenisy maneran-tany fa efa nahazo izy in-20 izy ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT