Sport

Malagasy Rugby Nahatsiaro manokana an’ireo mpilalao


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Nanoloatra fanampiana andiany faharoa nahitana vary, paty, ronono, tsaramaso, sira menaka ary siramamy, hiatrehana ny fihiboana, hoan’ireo mpilalao ao amin’ny

 

 

 

 

 

Makis vehivavy sy lehilahy niaraka tamin’ireo teknisiana isan’isany ary ireo mpiasa eo anivon’ny Federasion Malagasin’ny Rugby tamin’ny alakamisy teo ny mpikambana ao amin’ny Malagasy Rugby notarihan’ny filohany, Rakotomalala Marcel, izay mbola namporisika an’ireo mpilalao sy mpanazatra tsy hampitsahatra ny fanazaran-tena manokana efa nataon’izy ireo hatramin’izay nidirana tao anatin’ny fihibohana izay.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT