Sport

Ambatondrazaka Vita hatrany amin’ny 50% ny kianja manarapenitra


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia efa vita hatrany amin’ny 50 % any ho any ny fanamboarana ny kianja Rasolonjatovo ao Ambatondrazaka ho lasa kianja manara-penitra.

 

 


 Efa tafakatra avo dia avo ankehitriny, hoy ity tati-baovao voaray ity, ny “tribune” sy “gradin” namboarina manodidina ny kianja filalaovana ary ity farany ity dia efa voalamaka miandry ny fametahana ny “tapis synthétique”. Tahaka ny mpamaraky any Toliara dia miandry ny hahavitan’ity kianja ity haingana ihany koa ny Gôna any Ambato.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT