- Alarobia 13 Mey 2020
Sport.Lionnel Messi Nanolotra 500 000 euros ho an’ny fondation Garrahan
Manoloana ny fihanaky ny coronavirus maneran-tany ary taorianan’ny nanolorany 1 tapitrisa euros ho an’ny hopitaly
Hamaky ny tohinyManoloana ny fihanaky ny coronavirus maneran-tany ary taorianan’ny nanolorany 1 tapitrisa euros ho an’ny hopitaly
Hamaky ny tohinyTaorian’ny dinika nataon’izy ireo manokana dia niaraka nanatontosa fivoriana niaraka tamin'ireo teknisianina toa ireo mpanazatra nasionaly sy ireo mpanomana ara-batana ao aminy,
Hamaky ny tohinyNoho ny fihanaky ny tsimokaretina Covid-19 maneran-tany izay mety ho fiatraikan’izany any amin’ireo tanàna handray ny hetsika dia nanapa-kevitra ny FIVB “Federasiona Iraisam-pirenen’ny taranja volley-ball,
Hamaky ny tohinyTsy afa-manoatra fa tena miaina amin’ny zava-misy toy ny olon-drehetra miatrika ny “confinement”
Hamaky ny tohinyFantatra izao fa anisan’ireo fikambanana mikarakara hetsika ara-panatanjahantena rugby efa nanatanteraka fanampiana ho an’ireo olona sahirana eny Ambany tanàna ny FMTRAT “Fikambanan’ny Tanora Mpanao Rugby eny Ambany Tanàna” tarihan’ny filohany :
Hamaky ny tohinyNiova taranja ara-bakiteny na eo amin’ny fiangaliana taranja ara-panatanjahantena na eo amin’ny sehatry ny fanaovana politika ny CT teo aloha, Razafindrakoto Fidy Mamy Helison na i Besetroka ankehitriny.
Hamaky ny tohiny