Sport

CAN- Herintaona lasa izay Nandresy an’i Nigeria i Madagasikara


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Nitsingerina omaly talata 30 jona ny andro nandresen'ny Barea ny Super Eagles

 

 

 

avy any Nigeria tamin'ny CAN 2019 ka nahatafita ny Malagasy tamin'ny dingana ampahavalon-dalana. I Lalaina Nomenjanahary no nanokatra ny isa teo amin'ny minitra faha 12. Ary "coup-franc" niangalian' i Andrea Carolus no nahatafidiran'ny Malagasy baolina faharoa teo amin'ny minitra faha 53. Sambany teo amin'ny tantaran'ny baolina kitra Malagasy ary tsiahy tsy azo adinoina.

 Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT