Sport

Rakotomalala Cyrelle Mario Antenaina hampivoatra ny basket 3x3 any Alaotra Mangoro


  • Talata 30 Jona 2020

Mbola tanora kanefa dia efa manana vokatra tsara teo amin'ny fitantanana ny ekipana basikety amin'ny maha-mpanazatra azy eo amin’ity taranja ity i Mario

 

 

 

Cyrelle Rakotomalala izay vao 24 taona monja ary avy any Alaotra Mangoro. Antenain’ny rehetra hampivoatra ny basket 3x3 any amin’ity Faritra Alaotra Mangoro fihaviany ity koa ny tovolahy. "Ny tanjaka ara-batana, ny toe-tsaina tia mizara ary ny fitiava-namana dia samy tovozina eo am-panaovana basketball avokoa, hoy izy. Izany no ataoko ho fanatratrarana ny tanjona iombonana dia ny fikajiana ny hatanorantsika. Miaina ireo aho ary nahasoa ahy, koa zaraiko ankehitriny amin'ireo tanora namako satria nampivelatra ny mahaolona ahy tamin'ny sehatra maro. I'm bless to be a blessing."

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT