Sport

Basket 3 x 3 Foana ny Fiadina ny tompon-dakan'ny Afrika


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

Noho ny valan’aretina Covid 19 dia nanapa-kevitra ny mpampiantrano sy ny manampahefana ao Ouganda fa hofoanana ny fifaninanana basekety

 

 

 

 : “FIBA 3x3 Africa Cup 2020” izay nokasaina hatao ny 19 - 22 Novambra 2020 any Kampala. Marihana fa ny ekipa Malagasy dia efa niomana hatrany amin’ny fandraisana anjara amin’ity Basket 3 x 3 ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT