Sport

Atletisma iraisam-pirenena Nofoanana ny « semi-marathon et le marathon de Paris 2020 »


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Rehefa nampisalasala be ihany nandritra ny fotoana maro dia fantatra tamin’ny fanambarana navoakan’ny ASO tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia fa nofoanana noho ny mbola fihanaky ny Covid 19 ny

 

 « semi-marathon et marathon de Paris » tokony ho notanterahina amin’ny 18 oktobra sy 15 novambra 2020 ho avy izao. Raha tian’ireo mpihazakaza efa nisoratra anarana, hoy ny ASO, dia afaka mandray anjara amin’ny hazakazaka hatao amin’ny taona 2021 izy ireo. Nanaraka ihany koa ny fanafoanana ny hazakazaka mitovy aminy saika natao tany New York sy Berlin ary Chicago izany ireo hazakazaka nokasaina natao tany Paris ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT