Sport

Mpitsara sy « instructeurs internationaux » Malagasy Miatrika fiofanana ampitain-davitra omen’ny FIFA sy CAF


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020

Miatrika ny fiofana ampitain-davitra "Cours MA en ligne des arbitres élites" izay karakarain'ny FIFA sy ny CAF ireo mpitsara baolina kitra sy "instructeurs internationaux"

 

 

 

 Malagasy miisa 30 mianadahy nanomboka tamin’ny sabotsy 22 aogositra lasa teo ka hifarana amin’ity alatsinainy 24 aogositra 2020 ity. Tafiditra ao anatin'ny fandaharam-potoana amin’izany ny fifehezana ny "loi des jeux" ho an'ireo mpitsara mpanampy amin'ny lahatsary (VAR). Hanana fotoana hamerenana ireo andininy amin'ny fitsarana ny lalao ihany koa izy ireo (anticipation, règle de l’avantage, les coups de pied arrêtés, le pressing etc...) ao anatin’izany fiofanana rantovin’izy ireo izany

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT