Sport

Barean’i Madagasikara Vonona hiverina an-kianja indray


  • Alarobia 26 Aogositra 2020

Maneho ny fahavononany hiverina an-kianja ireo mpilalaontsika. Efa hita taratra ihany koa fa misy fivoarana eo amin'ny lafiny ara-pahasalamana eto amin'ny firenena.

 

Aza adinoina fa hifanandrina amin'ny ekipan'ny Côte d'Ivoire ny Barea amin'ny volana novambra ho avy izao raha ny fandaharan-dalao ofisialy navoakan'ny CAF. Indro am-pahatsiaviny anao ireo datin’ireo fandaharan-dalao vaovao eo amin’ny fifanintsanana hahazoana miatrika ny CAN Total 2021 sy ny Fiadiana ny ho tompon-daka eran-tany amin’ny 2022 : Ny 9 hatramin’ny 17 novovambra 2020 : Andro faha-3 sy faha-4 (CAN Total) Ny 22 hatramin’ny 30 martsa 2021 : Anrdo faha-5 s yfaha-6 (CAN Total) Ny 31 mey hatramin’ny 15 jona 2021 : Andro 1 sy faha-2 (CM FIFA 2022) Ny 30 aogositra hatramin’ny 7 septambra 2021 : Andro faha-3 sy faha-4 (CM FIFA 2022) Ny 4 hatramin’ny 12 oktobra 2021 : Andro faha-5 sy faha-6 (CM FIFA 2022) Ny 8 hatramin’ny16 novambra 2021 : “Matchs de Barrage” (CM FIFA 2022)

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT