Sport

Federasionina Malagasin’ny baolina kitra « Tsy maintsy maka ny isa iakarana any amin’ny CAN 2022 isika »


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Araka ny nambaran'ny talen’ny serasera ny Federasionina Malagasin’ny Baolina kitra nianga mivantana avy any Toamasina ny marainan’ny sabotsy teo dia vonona tanteraka ny FMF sy ny Komity mpikarakara amin'ny fanomanana ny lalao

 

 

amin'ny Ivorianina. Aoka tsy hiroaroa saina ny Malagasy fa efa tomombana ny fikarakarana ny lalao mandrosa any Abidjan na ny lalao miverina any Toamasina. Efa vonona ny rehetra hoy hatrany ny fampitam-baovao. Mikasika ny mety ho fanemorana ny lalao kosa dia nanambara ny FMF fa ny kaonfederasionina afrikanina no masi-mandidy amin'izany satria tsy isika Malagasy irery no manana mpilalao marobe mianga avy any Eoropa. Ny momba ny fahatongavan'ny mpilalao dia efa nanome toky ny FMF sy ny fanjakana fa tsy maintsy ho jerena manokana ny mahakasika izany. Fehiny, 17 Andro mialohan'ny lalao (TTF : 15 andro), efa vonona ny FMF sy ny Komity Mpikarakara ary tsy maintsy maka ny isa hihakarana any amin'ny CAN 2022 isika, hoy hatrany ny federasionina.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT