Sport

Mikorontana i Côte d’Ivoire Tsy hitondra ny mpilalaoko any aho, hoy Dupuis


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Nitohy ny faran’ny herinandro teo tao amin'ny Onjam-peo Frantsay RFI ny fangatahan’ny Mpanazatra Nicolas Dupuis amin’ny CAF mba hanemorana ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara amin'i Côte d'Ivoire.

 

 

 Ankoatra ny mety tsy hahafahana mivoaka an’i Frantsa noho ny fihibohana izay mpilalaontsika 17 amin’ny 25 no milalao any, dia nanambara izy fa tsy hitondra ny mpilalaony any amin'ny tany mikorontana any Abidjan. Mihamafana ny savorovoro politika any amin’ity firenena ity, indrindra taorian’ny fifidianana natao ny sabotsy 31 oktobra teo, izay mbola mampanahy ny hisian’ny fitoniana ao anatin’ny fotoana fohy. Any amin'ny CAF sisa ny baolina sisa, raha ny fanehoan-kevitr’io mpanazatra ny Barean’i Madagasikara io.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT