- Alatsinainy 09 Novambra 2020
Sport.Tennis Club de Mahajanga Mbola tsy hafindra aloha
Tsy hiala amin'ny toerana misy azy amin'izao ny toeram-pilalaovana « tennis » raha tsy vita ny fotodrafitrasa hamindrana azy.
Hamaky ny tohinyTsy hiala amin'ny toerana misy azy amin'izao ny toeram-pilalaovana « tennis » raha tsy vita ny fotodrafitrasa hamindrana azy.
Hamaky ny tohiny“On va chicoter les Malagasy”, izay no fanambaran’ilay vodilaharan’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra Ivoarianina, Serge Aurier, tao anaty tambazotran-tseraserany iray ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNamoaka ny lisitr’ireo mpilalao 26 handrafitra ny ekipam-pireneny amin’ny fifandonana amin’i Côte d’Ivoire ny 12-17 novambra izao amin’ny andro faha-3 sy faha-4 amin’ny fifanintsanan’ny CAN 2021 I Patrice Beaumelle mpanazatra ny elefanta.
Hamaky ny tohinyMizotra amin’ny antsakany sy andavany ny fikarakarana ireo lalao hihaonan’i Madagasikara sy Côte d’Ivoire izay iarahan’ny FMF sy ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanantanjahantena misalahy, hoy ny FMF na ny Federasionin’ny Baolina kitra Malagasy omaly.
Hamaky ny tohinyResaka fivoahana ara-kasa dia azo atao ao Frantsa, hoy ny mpamakafaka ara-panatanjahantena,
Hamaky ny tohinyMizirizy amin’ny heviny ny Federasionina Ivorianina momba ny Baolina kitra (FIF) ary mitazona ny datin’ny 12 novambra hanaovana ny lalao mandroso amin’ny andro fahatelon’ny fifanintsanan’ny CAN 2021.
Hamaky ny tohiny