Sport

Baolina kitra - Barea Tsy afaka hilalao enim-bolana i Fontaine


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Tsy afaka hiatrika ireo lalao roa farany fifanitsanana hiakarana amin’ny CAN 2022

 

 

tokony hiarahany amin'ny Barea Madagasikara i Thomas Fontaine amin’ny volana Martsa 2021 i Thomas Fontaine. Tsiahivina fa i Ethiopie sy Niger no hifandrina amintsika hiezahana hakana ny tapakila. Noho ny ratra mahazo azy (rupture partielle du tendon d'Achille) nandritra ny lalao nihaonan'ny ekipany Fc Lorient tamin'ny Paris SG ny 16 desambra lasa teo no tsy hahafahan’i Fontaine. Tsiahivina fa resy 2-0 ry Thomas Fontaine sy ry Jeremy Morel tamin’io fotoana io. Noho io ratra nahazo azy io, dia tsy afaka ny hilalao mandritra ny 6 volana eo ho eo i Thomas Fontaine. “Tao anatin’ny fotoana ratsy indrindra no nisehoan’ny fahatrana, tsy afaka ny hiatrika ny lalao mialohan’ny farany hifanandrinana amin’i Ethiopie any an-taniny sy any amintsika any Madagasikara aho. Tena mafy, kanefa mahazo manantena ireo mpialalaontsika fa miombom-po sy mankahery azy ireo avy aty alavitra aho”, hoy i Thomas Fontaine.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT