• Alakamisy 12 Novambra 2020
Sport.Madagasikara ≠ Côte d’Ivoire Ora sisa isaina, valin’ady goavan’ny Barea…

Ora sisa isaina, dia ho raikitra ny lalao goavana hifanandrinan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire ao amin’ny Kianja Alassane Outtara ao Abidjan anio 12 novambra 2020 amin’ny 7ora hariva ora Malagasy, andro fahatelo amin’ny fifanintsanan’ny CAN 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Sport.Madagasikara ≠ Côte d’Ivoire Vonona ny Barea, hivantana amin’ny TVM ny lalao

Sasa-miandry ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire rahampitso alakamisy 12 novambra 2020 manomboka amin’ny 7ora hariva eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Sport.Fampitana ny lalaon’ny Barea sy ny Elefanta Hisy “écrans géants” eny amin’ny Lapan’ny tanàna

Hisy ny fametrahana « Fan Zone » na toerana ahafahan’ny mpankafy mijery ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy Côte d’Ivoire eny anoloan’ny Lapan’ny tanàna ny 12 novambra izao eny anoloan’ny Lapan’ny Tanàna eny Analakely, raha ny fampahafantarana nataon’ny Fiadidian’ny tanànan’Antananarivo (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2020
Sport.Nitaraina i Nicolas Dupuis “Misy fahabangana goavana ny ekipa”

Nanao fampahafantarana momba ny fisian’ny olana ho an’ny ekipam-pirenena Malagasy ny mpanazatra Nicolas Dupuis omaly, tany Abidjan, izay nisaotra tamin’ny fitsenana nakotroka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2020
Sport.FOSA Juniors FC Hiditra amin`ny fanomanana teknika amin` izay

Hiova endrika kely ny ekipan`ny Fosa Jr Boeny, taranja baolina kitra amin` ity taom-pilalaovana 2020-2021 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Sport.Barea ho any Cote d’Ivoire An-dalana i Metanire, efa tonga any ry Melvin

Nivaha tamin’ny ora farany ny olana, nisinda ny ahiahy momba ny tsy ahafahan’i Romain Metanire hiatrika ny lalao in-droa miantoana hifandonana amin’ny Côte d’Ivoire ny 12-17 novambra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT