Sport

Nicolas Dupuis Nitsidika ireo ankizin’ny Academie de football


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Notoloran’ny tale tekinika nasoinaly misahana ny baolina kitra eto Madagasikara, Nicolas Dupuis,

 

 

fisaorana ny filohan’ny Fosa Junior, Arno, izay nanolotra vola ho an'ireo mpilalao tranainy nandritra ny fivoriamben'ny Pro league. Nikotrana tao amin'ny Futsall moa ry zareo ny sabotsy teo. Ankoatr’izay dia nisy ihany koa ny fitsidihan’ity DTN ity ny Académie de football izay natsangan'i Jimmy Koundé na Jimmy Radafison, mpilalao fahiny teo anivon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Scorpions de Madagascar iny sabotsy iny. Ankizy maherin’ny 100 isa no ao anatin'izany akademie izany, raha ny fampitam-baovao avy aminy hatrany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT