Sport

Rally Ronde 2020 Hiditra an-tsehatra ny zanak’i « Le Roi Lion »


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Laza Randriamifidimanana miaraka amin'i Faly Robinson zanak'i Faly

 

 

 

Andrianafetra no hitondra an'ilay fiara Peugeot 206 an'i Le Roi Lion mandritra ny Rallye Ronde hotontosaina ny 18 sy 19 Decembre izao. Teny amin'ny SRK Imerintsiatosika izy ireoomaly nanatrika ny fifaninanana karting "TROPHEE LE ROI LION". Fotoana nentina nahatsiarovana manokana ity andrarezin'ny Fanatanjahantena Mekanika teto Madagasikara ity. Mikasika ny Rallye Ronde, dia eny amin’ny Site TMF-Soavinarivo Ivato no hanaovana azy, izay hisy dingana roa ka hanomboka amin’ny 11ora ny fiaingana ho an’ny zoma 18 desambra, ary amin’ny 4ora sy 3minitra takariva ny fahatongavana. Ho an’ny sabotsy 19 desambra kosa dia amin’ny 07ora maraina ny fiaingana, ary amin’ny 12ora sy 3minitra ny fahatongana. Aorian’izay ny fitsirihana farany, famoahana ny filaharana vonjimaika sy ny filaharana farany, ary ny fizarana ny amboara.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT