Sport

Rayan Raveloson Miha mamiratra hatrany


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

Mizotra mankany amin’ny fiakarana divizionina voalohany amin’ny fifaninanam-pirenena frantsay eo amin’ny taranja

 

baolina kitra ny dian’ilay irakiraka afovoany Malagasy, Rayan Raveloson, sy ny ekipany ao amin’ny Estac Troyes. Tamin’ny isa 2 noho 0 no nandresen-drizalahy tao amin’ny Stade de l’Aube ny La Berrichonne Chateauroux ny alin’ny talata hifoha omaly alarobia teo eo amin’ny fifaninanam-pirenena frantsay divizionina faharoa na Ligue 2. Rayan no nanokatra ny isa teo amin’ny minitra faha 78 ary nanamafy izany taty amin’ny minitra faha 84 kosa I Pintor. Hita ho miha mamiratra hatrany, araka izany, ity Barea vao 23 taona monja ity.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT