- Alarobia 18 Novambra 2020
Sport.BAREA
Mbola afaka manao tsara kokoa
Hamaky ny tohinyManodidina ny 600 ireo Mpitandro ny Filaminana (Polisy, Zandary, ary Miaramila) hiasa, handrindra ny fandriampahalemana any Toamasina anio.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana an-taratasy ny Filohan’ny Federasionina Malagasy momba ny Baolina kitra (FMF) Atoa Raoul Romain Arizaka Rabekoto omaly.
Hamaky ny tohinyNilaza tamin’ny alalan’ny horonan-tsary tao amin’ny pejy facebook-ny ny kapitenin’ny Barean’i Madagasikara teo aloha Faneva Ima ny sabotsy tolakandro,
Hamaky ny tohinyNanamafy ny mpilalaon’ny Barea Nomenjanahary Lalaina na i Bolida fa naratra nandritra ny fifanandrinana tamin’i Côte d’Ivoire ny 12 novambra teo tany Abidjan izy.
Hamaky ny tohinyVonona tanteraka amin’ny fiatrehana ny lalao miverina amin’ny hifanandrinana amin’i Côte d’Ivoire rahampitso alahady tolakandro ny Barean’I Madagasikara, izay nigadona teto an-tanindrazana ny tolakandron’ny sabotsy lasa teo, notsenaina tamin’ny fomba makotroka tao Toamasina.
Hamaky ny tohiny