- Alakamisy 10 Jona 2021
Sport.Eric Rabesandratana “Mahafapo ny fiarahana hatreto”
Ilaina ny mahafantatra ny momba ireo mpilalao, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasin’ny baolina kitra,
Hamaky ny tohinyIlaina ny mahafantatra ny momba ireo mpilalao, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasin’ny baolina kitra,
Hamaky ny tohinyTao anatin’izay 2 andro izay dia nahitana vitrika na “intensite”, hoy ny kapiteny lefitry ny Barea, Ibrahim Amada,
Hamaky ny tohiny"Vita hatreo ny baolina ambony vovoka. Toraka izany koa ny baolina an-tanimbary ho an'ny tanoran'i Mahitsy",
Hamaky ny tohinyLasa resa-be sy adihevitra tanteraka ety amin'ny tambazotran-tserasera ilay fampiatona amin'ny asany ny mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasy Nicolas Dupuis.
Hamaky ny tohinyNanaiky ny fanesorana azy ny mpanazatra ny Barea Atoa Nicolas Dupuis, ary efa nanaiky andraikiny vaovao ihany koa
Hamaky ny tohinyI Eric Rabesandratana no voatendry ho mpanazatra vonjimaikan’ny Barean’i Madagasikara mandra-pisian’ny toromarika vaovao.
Hamaky ny tohiny