Sport

Barthés trophy U20 Ao ambadiky ny Makis ny Malagasy sy ny mpankafy Rugby


  • Talata 22 Martsa 2022

Ho tontosaina atsy Nairobi, Kenya, ny 9 hatramin’ny 17 aprily izao ny fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny taranja Rugby ho an’ny latsaky ny 20 taona na ny Barthés trophy U20.

 Namibia, Zambia, Oganda, Kenya, Tonizia, Madagasikara, Cote d’Ivoire, Zinbaboe moa no hifaninana ao anatin’izany. Raha vao U20 indray atokisana, hoy ireo mpankafy Rugby Malagasy. Raha ny hita amin’ny sary rahateo dia isan’ireo ekipa goavana amin’ity fifaninanana ity ny ekipam-pirenena Malagasy. Inoana rahateo fa ambadiky ny ekipam-pirenena Malagasy na ny Makis daholo ny Malagasy sy ny mpankafy Rugby iraimanontolo na izany na tsy izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT