Sport

Tennis - tompon-dakan'i Afrika Fandresena 3 amin'ny 4 ny an'ny U14 Malagasy


  • Alakamisy 24 Martsa 2022

Fandresena miisa 3 tao anatin’ireo lalao miisa 4 nataony hatreto no azon’ny Malagasy latsaky ny 14 taona nandritry ny andro voalohan’ny tompondakan’I Afrika eo amin’ny taranja Tennis ho an’ity sokajin-taona ity na ny U14 izany.

 Nanomboka ny 22 martsa teo atsy Egipta moa ny fifaninanana ary hifarana ny 28 martsa izao. Manana solontena miisa 4 isika ao anatin’izany dia I Mitia Andraina Voavy sy Mirindra Razafinarivo, ho an’ny sokajy tovovavy. Nicolas Naina Fays sy Mirija Andriantefihasina kosa no ao amin’ny sokajy tovolahy. Misy ho antenaina, araka izany, hatreto, ny vokatra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT