Sport

Ligin’ny lalao Echec Analamanga Tontosa ny tournoi "Ouverture Saison"


  • Alatsinainy 04 Aprily 2022

Tontosa ny sabotsy teo tetsy amin’ny IKM Antsahavola ny “tournoi Ouverture Saison” eo amin’ny taranja Echec ho an’ny ligin’Analamanga.

 Tsy nialon-jafy moa ny fifaninanana, raha tsiahivina, ary azo heverina ho samy nisitraka ny marim-pankasitrahana ho azy araka ny dingana vitany avy ny isan-tsokajiny. Tsiahivina fa nialoha izao dia nisy fampisehoana fahaizana nataon’ny Maitre Nasionaly Alzerianina, Lyès Yala, ka nifaninanany tamina mpifanandrina miisa 180 ary nokarakarain’ny federasionina malagasin’ity taranja ity ny 26 martsa teo. Ny 19 martsa teo kosa no tontosa ny Tournoi Minichess, izay natokana ho an’ireo ankizy ary tsikaritra ho maro liana tokoa.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT