• Alatsinainy 14 Martsa 2022
Sport.Voasazy i Madagasikara Herintaona tsy mahazo manao tsipy kanetibe iraisam-pirenena

Nosazian'ny federasionina iraisam-pirenena taranja tsipy kanetibe tsy handray anjara amin'ny fifaninanana ho an'ny tsipy kanetibe manerantany mandritra ny herintaona i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Sport.Rugby Malagasy “Miha tsara hatrany isan-taona ny taninketsa”

Mivoatra miha tsara foana isan-taona ny tontolon’ireo katitakely taninketsan’ny Rugby Malagasy miofana eo anivon’ny EREV na “Ecole de rugby, école de la vie” eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Sport.Kianja manara-penitra Vola nariam-potsiny ny ao Moramanga ?

Taorian’ny naha dibo-drano azy tamin’ny andron’ny rivodoza, mitohy ny maha lasa toeram-panariam-pako ny kianja manara-penitra ao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Sport.Mboazafy Noé Rakotoarivelo na Razily “Tokony ovaina toy io Kianja Barea io ny Kianja Makis”

Tsy nitotongana ny Rugby Malagasy ary tsy haiko na odiantsika tsy fantatra fa tompondakan’i Afrika ny taona 2019 ny Makis U20,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Sport.Analamahitsy tanàna Notokanana ny kianja “multisports” faharoa

Notokanana omaly tetsy Analamahitsy tanana ny kianja “multisports” faharoa M’Hetsika MVola. Araka izany anarany izany dia tohin’ireo tetikasa kianja marolafy eo anivon’ny orinasa MVola

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2022
Sport.Jean Marc Koumba Miomana hanangana ny akademian’ny haiady

Miomana hanangana ny akademian’ny haiady na « Académie des Arts Martiaux » eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ilay mpikatroka Kick Boxing,

Hamaky ny tohiny
FTT