Sport

Siteny Randrianasoloniaiko « Ny Olombelona aloha »


  • Zoma 26 Aogositra 2022

Tonga nanolotra fanampiana 10 tapitrisa Ariary ho an’ny Maki vehivavy ny filohan’ny komity olaimpika Malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko, sy ny komity olaimpika Malagasy omaly.

Teny amin’ny kianjan’ny baolina lavalava dia ny kianja Makis Andohatapenaka moa no nanolorana izany, raha ny fampitam-baovao voaray. Nankahery sy nitsodrano ny ekipam-pirenen’ny taranja Rugby vehivavy izay hiatrika fiadiana ny amboara eran-tany hatao any Cape Town, araka izany, ity filohan’ny komity Olaimpika ity. Manainga ny tomponandraikitra rehetra mba hanatanteraka ny andraikitra tandrify azy avy amin’ny fanohanana ireo mpilalao mahery fo amin’ny fomba rehetra, hoy izy, ary averiko foana : « Ny Olombelona aloha »!

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT