• Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Sport.10 taona ny City Zens Ambatolampy “Jereo ny kitra ety amin’ny fokontany fa feno talenta”

Feno 10 taona ankehitriny ny klioban’ny City Zens Ambatolampy eo anivon’ny boriboritany faha 6 eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Sport.Baolina kitra Namoaka mpanazatra miisa 29 ny M'Hetsika MVola

Tontosa ny faran’ny herinandro teo tetsy amin'ny ANS Ampefiloha ny andiany faha 4 amin'ny famaranana ilay hetsika antsoina hoe M'Hetsika MVola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Sport.Baolina kiatra - CHAN 2023 Ao anatin’ny vondrona maozatra ny Barea

Tafalatsaka anatin’ny Vondrona maozatra ny Barean’i Madagasikara hiatrika ny CHAN (Championnat d’Afrique des Nations) hatao any Algérie amin’io taona ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
Sport.Fifanintsanan’ny CAN U23 Montsan’ny Barea 12-1 i Seychelles…

Nomontsanin’ny Barea U23 tamin’ny isa mavesatra 7-1 indray ny Pirates-n’I Seychelles tamin’ny lalao miverina ho an’ny dingana savaranonando hiakarana amin’ny CAN U23,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2022
Sport.Coupe de la Confédération CAF Tafita amin’ny fihodinana faharoa ny Elgeco

Tafiakatra amin'ny fihodinana faharoa sady farany mialohan'ny hidirana amin'ny lalaom-bondrona amin’ny “Coupe de la Confédération CAF 2022-2023” ny Elgeco Plus, solontena Malagasy Elgeco Plus.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Sport.Taranja tenisy Raikitra ny fifaninanana iraisam-pirenena karakarain’ny COT

Hotanterahina manomboka rahampitso alakamisy 15 septambra ary tsy hifanarana raha tsy amin’ny 09 oktobra ho avy izao ilay fifaninana iraisam-pirenena amin’ny taranja tennis hatao eny amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT