• Talata 08 Novambra 2022
UEFA Champions League Hifandona amin’ny 1.8n-dàlana ny PSG sy Bayern

Vita omaly tany Suisse ny antsapaka ho an’ny 1/8n-dàlan’ny fiadiana ny amboaran’ny “UEFA Champions league” any Eoropa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Sport.Rugby Women’s Africa cup Tafita amin’ny manasa-dàlana ny Makis

Namiratra indray ny Makis vehivavy! Tafita hiatrika ny dingana manasa-dàlan’ny Rugby women’s Africa cup,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Sport.Komity hamerina ny hasin’ny baolina kitra “Manana herijika hiatrehana CAN 2023 isika”

Tsara ny vokatra azon’ny Barea zokiny na Senior nandritry ny fanomanan-tena tao anatin’ilay lalao iraisampirenena tany Maraoka hoe “Maroc,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Sport.“Rallye National de l’Ardèche” any France Mandray anjara ilay Malagasy Axel Rakotomalala

Iray amin’ireo handray anjara amin’ny fifaninana hazakazaka fiarakodia « Rallye National de l’Ardèche » andiany faha-25 any Frantsa ny 22-23 oktobra i Axel Rakotomalala, mpanamory Malagasy mivoatra any Frantsa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Oktobra 2022
Sport.Fiatrehana ny Mondial 2022 Vata fahitalavitra marika maro indray no hivoaka

Fetibe an ' ny lalao baolina kitra manerantany afaka 2 volana mandritra ny fiadiana ny amboara eran-tany hatao any Qatar.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Sport.Barea-CAN beach soccer Farahafaratsiny tapakilan’ny tompondaka eran-tany

Nanainga omaly alahady 16 oktobra nihazo an'i Mozambika ny Barean'i Madagasikara sokajy “beach soccer” na baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika,

Hamaky ny tohiny
FTT