Sport

Bateau CHAN Tsy ovaina ny ekipa nandresy


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Vonona tanteraka ny Barea amin'ny lalao hifanaovany amin'ny Soudan rahalina ao Constantine.

Salama daholo ny rehetra hoy Roro Rakotondrabe afatsy i Onja Izzy misy hozatra kely nefa tsy dia maharary azy. Ny lalan'ny baolina novarahina hoy izy ka Méry ireo mpilalao mahazatra ihany no hiakatra kianja Sarotra tokoa ny manaova rehefa hita fa tena mandeha n'y EO ambony kianja Indrindra fa terikady hatramizay ny mampujoro ireto mpikalao efa zatra miaraka ary mifankahita any anaty ady. Ny azo lazaina ho herin 'ity Barea ity dia ireo vodilaharana izay efa niaraka tamon'i Roro Rakotondraibe tao amin'ny AS Adema Ary nahazoany ny tompondakan'ny Madagadikara. Tao i Nina mpiandry tsatokazo fa teo koa Datsiry, Tantely ary Dadafara. I Berajo izay avy any amin'ny COSFA lasa JET Kintana no manampy azy ireo. Ankoatra ireto Dia mamivadivady ireto zatra miaraka sisa no nataon'n'y mpanazatra Napetrany i Rojo Be Ajesaia hamahana an'i Tsiry. Ity faran'ny lasa Fosa kosa dia manana an'i Dax sy Jean Yves araka manao kalizin'ny Mahajanga.. Lalaina izay CFFA Indray natao ao aorianan'ny namany izay tsy Iza fa Rakoul na i Koloina ilay mpilalao nobeazina tao amin'ny Five FC an'i Pastora Julien. Izay raha vakiana tsotsotra ny fomba fiadin'ireto Barea ireto izay heverin'ny marihana fa tsara noho ireto Barzan an'ingahy Dupuis. Lojika loatra izany satria ny safidin'i Roro tsy nivoaka ny Pro League fa ny akilana maka hatrany amin'iny diviziona fahaefatra (FC Fleury) na fahadimy akory aza satria misy ireo avy any amin'iny tany try dia manao ahoana (Luxembourg) Ho hita eo ny tohiny.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT