Sport

Barea miatrika CHAN Namatsy fitaovana ari-fomba ny fitondrana


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Vaovao mahafaly no re avy any Constantine mikasika ny fitaovana an'ny Barea. Tonga tany an-toerana mantsy i

Toavina Rabe izay solontena avy amin'ny fiadiana ny repoblika nanolotra "crampons vissés" sy cycliste natao hiarovana amin'ny fanala. Tena hilaina ireo mba tsy hianjeranjera ny mpilalao. Ny filoha Andry Rajoelina no tena tompon’antoka fa niara-nisalaha tamin'iry vonjy aina ity ny ambasady malagasy ao Paris sy ao Alger. Nisaotra izao fihetsika Izao ny solontenan'ny FMF, ny namana Joro. Hinoana marimarina fa tena hiady ireto mpilalao rehefa tsapany fa manohana azy ireto ny Malagasy. Amboniny fotsiny ny fahafantarana fa mahazo iray tapitrisa tsirairay avy amin'ny Filoha Rajoelina raha vao mibata fandresena.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT