Sport

Tennis U18 olon-droa – Afrika Tafakatra famaranana ry Miotisoa


  • Zoma 10 Febroary 2023

Tena tsara ny fiarahan'i Miotisoa Rasendra sy ilay avy any Bénin Gloriana Nahum.

Resin'izy roa ireto omaly alina mantsy ny Egyptianina roa teo amin'ny lalao manasa-dalana amin’ny ny fiadiana n'y tompondakan'i Afrika eo amin'ny sokajy latsaky ny 18 taona. Voan'ny kenda roroka teo amin'ny seta voalohany i Jermine Shérif sy Mariana Atia (6/4) hany ka tsy tafarina intsony na dia nahazo ny seta faharoa (6/2). Tetikady naka aina anefa ny an'i Miotisoa sy ny namany mba ahafahany maka ny seta fahatelo (10/8) .Ny Marokanina ahitana an'i El Aoum Aya sy Malak El Allaoui no hihaona amin'i Miotisoa amin'ny famaranana.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT